Hebrews 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Mpisoronabe rehetra dia alaina amin’ny olona ka tendrena ho solon’ny olona hanao ny raharahan’Andriamanitra, hanolotra fanomezana sy fanatitra hanafaka ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa rehefa mety ho mpisorom-be ka alaina amin’ny olona, dia tendrena ho solon’ny olona amin’ny fifampiraharahany amin’Andriamanitra, mba hanolotra fanatitra sy sorona noho ny ota,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpisorombe rehetra dia alaina amin’ny olona, ka tendrena ho solotenan’ny olona eo amin’ny fifandraisana amin’Andriamanitra. Natao hanolotra fanatitra izy ary koa natao hanolotra sorona ho fanalana ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpisoronabe rehetra dia alaina amin'ny olona ka tendrena ho solon'ny olona hanao ny raharahan'Andriamanitra, hanatitra fanomezana sy fanatitra hanafaka ota,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Mpisoronabe rehetra dia alaina amin’ny olona ka tendrena ho solon’ny olona hanao ny raharahan’Andriamanitra, hanolotra fanomezana sy fanatitra hanafaka ota.
malagasy
Fa ny mpisoronabe rehetra dia alaina amin'ny olona ka tendrena ho solon'ny olona hanao ny raharahan'Andriamanitra, hanatitra fanomezana sy fanatitra hanafaka ota,