Hebrews 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nambaran’Andriamanitra hoe Mpisoronabe araka ny fomban’i Melkizedeka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa antsoin’Andriamanitra hoe: mpisorom-be araka ny fomban’i Melkisedeka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary dia nambaran’Andriamanitra ho Mpisorombe araka ny fomban’i Melkitsedeka.
Malagasy Bible 1865
fa notononin'Andriamanitra hoe Mpisoronabe "araka ny fanaon'i Melkizedeka."
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nambaran’Andriamanitra hoe Mpisoronabe araka ny fomban’i Melkizedeka.
malagasy
fa notononin'Andriamanitra hoe Mpisoronabe "araka ny fanaon'i Melkizedeka."