Hebrews 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’izany dia manana teny maro sady sarotra hazavaina izahay satria lalodalovana ny sofinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro ny zavatra azonay lazaina momba izany, saingy sarotra hohazavaina aminareo, noho ianareo votsa fandray zavatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manan-kolazaina betsaka izahay ny amin’izany, saingy sarotra hazavaina aminareo satria votsa fandray zavatra ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'izany dia manana teny maro izahay sady sarotra ambara, satria lalodalovana ny sofinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’izany dia manana teny maro sady sarotra hazavaina izahay satria lalodalovana ny sofinareo.
malagasy
[Anatra sy famporisihana hampandroso tsara ny olona] Ny amin'izany dia manana teny maro izahay sady sarotra ambara, satria lalodalovana ny sofinareo.