Hebrews 5:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra mivelona amin’ny ronono dia tsy zatra amin’ny tenin’ny fahamarinana satria mbola zazabodo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay mbola ronono no ivelomany, dia tsy mahazaka ny tenim-pahamarinana, satria mbola zaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay rehetra mivelona amin-dronono dia zaza ihany, ka tsy mbola mahatsapa ny zavatra diso sy marina.
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra mivelona amin'ny ronono dia tsy zatra amin'ny tenin'ny fahamarinana, satria mbola zaza-bodo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra mivelona amin’ny ronono dia tsy zatra amin’ny tenin’ny fahamarinana satria mbola zazabodo.
malagasy
Fa izay rehetra mivelona amin'ny ronono dia tsy zatra amin'ny tenin'ny fahamarinana, satria mbola zaza-bodo.Fa ho an'izay efa lehibe ny ventin-kanina, dia ho an'izay manana ny saina efa zatra nampiasaina tsara ka mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy. [ Na: tanteraka]