Hebrews 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin’ny fahalemena ihany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady mahay miantra ny tsy mahalala sy ny mania Izy, satria na ny tenany aza mba voan’ny fahalemena ihany koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahay mitondra mora ireo tsy mahalala sy maniasia izy, satria na ny tenany aza dia mba hodidinin’ny fahalemena koa.
Malagasy Bible 1865
dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin'ny fahalemena ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin’ny fahalemena ihany;
malagasy
dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin'ny fahalemena ihany;