Hebrews 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary noho izany dia tsy maintsy hanolotra fanatitra hanafaka ota ho an’ny tenany koa izy, toy ny ataony ho an’ny olona ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka noho izany fahalemeny izany, tsy maintsy manao sorona ho an’ny tenany, toy ny ataony ho an’ny vahoaka ihany koa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany fahalemen’ny tenany izany, dia tsy maintsy manolotra sorona fanalana ny fahotana izy ho an’ny tenany koa, toy ny ataony ho an’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
ary noho izany dia tsy maintsy hanao fanatitra hanafaka ota ho an'ny tenany koa izy, toy ny ataony ho an'ny olona ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary noho izany dia tsy maintsy hanolotra fanatitra hanafaka ota ho an’ny tenany koa izy, toy ny ataony ho an’ny olona ihany.
malagasy
ary noho izany dia tsy maintsy hanao fanatitra hanafaka ota ho an'ny tenany koa izy, toy ny ataony ho an'ny olona ihany.