Hebrews 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary toy ny lazainy eo amin’ny teny hafa koa hoe: «Ianao no mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkizedeka» (Sal 110.4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy nilaza amin’ny teny hafa koa hoe: Ianao no Mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkisedeka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany koa dia araka ny teny hafa nataon’Andriamanitra hoe: «Ianao no Mpisorona mandrakizay, araka ny fomban’i Melkitsedeka!»
Malagasy Bible 1865
ary toy ny lazainy eo amin'ny teny hafa koa hoe: "Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka" (Sal.110.4).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary toy ny lazainy eo amin’ny teny hafa koa hoe: «Ianao no mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkizedeka» (Sal 110.4).
malagasy
ary toy ny lazainy eo amin'ny teny hafa koa hoe: "Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka" (Sal.110.4).