Hebrews 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nianatra fankatoavana tamin’izay fahoriana noentiny Izy, na dia Zanaka aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nianatra ny fanekena tamin’ny fahoriana niaretany, na dia Zanaka aza;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia Zanak’Andriamanitra aza Izy, dia nianatra nanoa tamin’ny fijaliana niaretany.
Malagasy Bible 1865
dia nianatra fanarahana tamin'izay fahoriana nentiny Izy, na dia Zanaka aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nianatra fankatoavana tamin’izay fahoriana noentiny Izy, na dia Zanaka aza.
malagasy
dia nianatra fanarahana tamin'izay fahoriana nentiny Izy, na dia Zanaka aza;