Hebrews 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola irinay ianareo rehetra samy haneho izany fahazotoana izany mba hahazo ny fahatokiana be ny amin’ny fanantenana hatramin’ny farany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Irinay haneho fahazotoana toy izany koa ianareo tsirairay avy, hitana ny fanantenanareo feno sy lavorary hatramin’ny farany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia irînay haneho fahazotoana toy izany hatramin’ny farany ianareo tsirairay avy, mba ho tanteraka tokoa ny zavatra antenainareo.
Malagasy Bible 1865
Ary mbola irinay ianareo rehetra samy haneho izany fahazotoana izany mba hahazo ny fahatokiana be ny amin'ny fanantenana hatramin'ny farany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola irinay ianareo rehetra samy haneho izany fahazotoana izany mba hahazo ny fahatokiana be ny amin’ny fanantenana hatramin’ny farany,
malagasy
Ary mbola irinay ianareo rehetra samy haneho izany fahazotoana izany mba hahazo ny fahatokiana be ny amin'ny fanantenana hatramin'ny farany;