Hebrews 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin’i Abrahama, ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin’ny tenany Izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny fampanantenana nataon’Andriamanitra tamin’i Abrahama, noho ny tsy fisian’ny lehibebe kokoa noho ny Tenany, dia nianiana tamin’ny Tenany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fampanantenana nataon’Andriamanitra tamin’i Abrahama dia nombàm-pianianana. Ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany hianianan’Andriamanitra, dia nianiana tamin’ny tenany Izy
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin'i Abrahama ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin'ny tenany Izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin’i Abrahama, ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin’ny tenany Izy
malagasy
Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin'i Abrahama ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin'ny tenany Izy