Hebrews 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: «Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao» (Gen 22.17).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanao hoe: Hosoaviko tokoa ianao, sy hohamaroiko koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao hoe: «Homba fitahiana anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro fara sy dimby anao.»
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: "Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao" (Gen. 22.17).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: «Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao» (Gen 22.17).
malagasy
ka nanao hoe: "Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao" (Gen. 22.17).