Hebrews 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary araka izany, rehefa naharitra tsara i Abrahama dia nahazo izay nampanantenain’ny teny fikasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nahazo ny nampantenaina azy io Patriarka io, satria niandry tamim-paharetana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanam-paharetana i Abrahama ka, araka izany, dia nahazo izay nampanantenain’Andriamanitra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary araka izany, rehefa naharitra tsara Abrahama, dia nahazo ny teny fikasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary araka izany, rehefa naharitra tsara i Abrahama dia nahazo izay nampanantenain’ny teny fikasana.
malagasy
Ary araka izany, rehefa naharitra tsara Abrahama, dia nahazo ny teny fikasana.