Hebrews 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho zavatra roa loha tsy mety miova, izay tsy hain’Andriamanitra andaingana, no sady hahazoantsika fampirisihana mafy, dia isika izay nitady fialofana amin’ny fihazonana ny fanantenana napetraka eo anoloantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho zavatra roa tsy manam-piovana sy tsy hain’Andriamanitra amitahana antsika no hahazoantsika fanalana alahelo mahery; fa efa mihazakazaka isika hihazona ny fanantenana natolotra antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo zavatra anankiroa ireo dia tsy azo ovàna sady tsy hain’Andriamanitra andaingana. Noho izany, isika izay mitady fiarovana ao amin’Andriamanitra dia mahazo fampirisihana mafy hitana tsara ny fanantenana natolotra antsika.
Malagasy Bible 1865
mba ho zavatra roa loha tsy mety miova, izay tsy hain'Andriamanitra andaingana, no hahazoantsika famporisihana mafy, dia isika izay nandositra hihazona ny fanantenana napetraka eo anoloantsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
mba ho zavatra roa loha tsy mety miova, izay tsy hain'Andriamanitra andaingana, no hahazoantsika famporisihana mafy, dia isika izay nandositra hihazona ny fanantenana napetraka eo anoloantsika,