Hebrews 6:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany fanantenana izany no ananantsika ho vatofantsiky ny aina sady mafy no tsy mihetsika ary miditra any anatin’ny efitra lamba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy io moa no tanantsika mova tsy vato fantsiky ny aina sady mafy no tsy mihetsika, ary miditra any anatin’ny efitra lamba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny vatofantsiky ny aintsika izany fanantenana izany ho antsika, fanantenana azo antoka sy mafy ary mamaky ny efitra lamban’ilay tempoly any an-danitra ka miditra hatrany anatin’ny Toeramasina Indrindra.
Malagasy Bible 1865
izay ananantsika ho vatofantsiky ny aina sady mafy no tsy mihetsika ary miditra any anatin'ny efitra lamba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany fanantenana izany no ananantsika ho vatofantsiky ny aina sady mafy no tsy mihetsika ary miditra any anatin’ny efitra lamba;
malagasy
izay ananantsika ho vatofantsiky ny aina sady mafy no tsy mihetsika ary miditra any anatin'ny efitra lamba;tany no nidiran'i Jesosy ho Mpialoha antsika, rehefa tonga Mpisoronabe "mandrakizay araka ny fanaon'i Melkizedeka" Izy.