Hebrews 6:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary fampianarana ny amin’ny batisa sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan’ny maty sy ny fitsarana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fianarana ny batemy samihafa sy ny fametrahan-tanana, ny fitsanganana avy any amin’ny maty, ny fitsarana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fampianarana momba ny batisa samihafa sy ny fametrahan-tanana ary momba ny fitsanganan’ny maty ho velona sy ny fitsarana mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
ary fampianarana ny amin'ny fisasana maro sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan'ny maty sy ny fitsarana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary fampianarana ny amin’ny batisa sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan’ny maty sy ny fitsarana mandrakizay.
malagasy
ary fampianarana ny amin'ny fisasana maro sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan'ny maty sy ny fitsarana mandrakizay.