Hebrews 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tany no nidiran’i Jesosy ho Mpialoha lalana antsika, rehefa tonga Mpisoronabe mandrakizay araka ny fomban’i Melkizedeka Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia any amin’izay efa nidiran’i Jesoa ho Mpialoha antsika, rehefa natao mpisorom-be mandrakizay araka ny fomban’i Melkisedeka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao i Jesoa no tafiditra nialoha antsika mba ho fanasoavana antsika, rehefa tonga Mpisorombe mandrakizay araka ny fomban’i Melkitsedeka.
Malagasy Bible 1865
tany no nidiran'i Jesosy ho Mpialoha antsika, rehefa tonga Mpisoronabe "mandrakizay araka ny fanaon'i Melkizedeka" Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tany no nidiran’i Jesosy ho Mpialoha lalana antsika, rehefa tonga Mpisoronabe mandrakizay araka ny fomban’i Melkizedeka Izy.
malagasy
tany no nidiran'i Jesosy ho Mpialoha antsika, rehefa tonga Mpisoronabe "mandrakizay araka ny fanaon'i Melkizedeka" Izy.