Hebrews 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay efa nohazavaina indray mandeha sady efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra sy efa nandray ny Fanahy Masina
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay efa nohazavaina indray mandeha, sy nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra, ary nandray ny Fanahy Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana kosa ny amin’ireo niverina tamin’ny toe-dratsy? Efa nohazavain’Andriamanitra indray mandeha ireo, efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra ary efa nandray anjara tamin’ny Fanahy Masina,
Malagasy Bible 1865
Fa izay efa nohazavaina indray mandeha sady efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra sy efa nandray ny Fanahy Masina
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay efa nohazavaina indray mandeha sady efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra sy efa nandray ny Fanahy Masina
malagasy