Hebrews 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary efa nanandrana ny teny tsaran’Andriamanitra sy ny herin’ny fiainana ho avy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady efa nanandrana ny hamamin’ny tenin’Andriamanitra mbamin’ny asa mahagagan’ny fiainan-ko avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
efa nahatsapa fa tsara ny tenin’Andriamanitra ary efa nahatsapa ny asa mahagaga vokatry ny fiainana ho avy,
Malagasy Bible 1865
ary efa nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy ny herin'ny fiainana ho avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary efa nanandrana ny teny tsaran’Andriamanitra sy ny herin’ny fiainana ho avy,
malagasy
ary efa nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy ny herin'ny fiainana ho avy,