Hebrews 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay tany mifoka ny ranonorana milatsaka aminy matetika ka maniry anana tsara ho an’ny olona nambolena azy dia mahazo fitahiana avy amin’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasoavin’Andriamanitra ny tany vontosan’ny orana milatsaka aminy matetika, ka mahavokatra anana tsara ho an’izay niasana azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tany mifoka ny ranonorana milatsaka aminy matetika ka mahavokatra anana tsara ho an’ny olona iasana azy, dia mahazo fitahiana avy amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa izay tany mifoka ny ranonorana milatsaka aminy matetika ka maniry anana tsara ho an'ny olona iasana azy dia mahazo fitahiana avy amin'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay tany mifoka ny ranonorana milatsaka aminy matetika ka maniry anana tsara ho an’ny olona nambolena azy dia mahazo fitahiana avy amin’Andriamanitra;
malagasy
Fa izay tany mifoka ny ranonorana milatsaka aminy matetika ka maniry anana tsara ho an'ny olona iasana azy dia mahazo fitahiana avy amin'Andriamanitra;