Hebrews 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay maniry tsilo sy songosongo kosa dia lavina sady akaikin’ny ozona, ary ny hiafarany dia hodorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hàlany sy efa hozoniny kosa raha maniry tsilo sy hery, ka ny hodoran’ny olona no hiafarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay tany maniry tsilo sy songosongo kosa dia tsy misy antony sady efa hiharan’ny ozon’Andriamanitra; ary hodorana no hiafarany.
Malagasy Bible 1865
fa izay maniry tsilo sy songosongo kosa dia lavina sady akaikin'ny ozona, ary ny hiafarany dia ny hodorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay maniry tsilo sy songosongo kosa dia lavina sady akaikin’ny ozona, ary ny hiafarany dia hodorana.
malagasy
fa izay maniry tsilo sy songosongo kosa dia lavina sady akaikin'ny ozona, ary ny hiafarany dia ny hodorana.