Hebrews 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa, ry malala, na dia miteny izany aza izahay, dia manantena zavatra tsara ny aminareo, dia izay momba ny famonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny aminareo anefa, ry malala, na dia miteny izany aza izahay, dia zavatra tsaratsara kokoa sy mahavonjy anareo no antenainay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na izany aza no teninay, ry hava-malala, dia zavatra tsara kokoa sady miantoka ny famonjena anareo no antenainay, raha ny aminareo.
Malagasy Bible 1865
Nefa, ry malala, na dia miteny izany aza izahay, dia manantena zavatra tsara ny aminareo, dia izay momba ny famonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa, ry malala, na dia miteny izany aza izahay, dia manantena zavatra tsara ny aminareo, dia izay momba ny famonjena.
malagasy