Hebrews 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria mbola tao an-kibon’ny rainy ihany izy tamin’ny nitsenan’i Melkizedaka an’i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria mbola tao an-kibon’io razana io izy, tamin’ny nitsenan’i Melkisedeka an’i Abrahama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia tsy mbola nateraka akory aza i Levỳ tamin’izay, dia efa tao amin’io razambeny io ihany raha nitsena an’i Abrahama i Melkitsedeka.
Malagasy Bible 1865
satria mbola tao an-kibon-drainy ihany izy tamin'ny nitsenan'i Melkizedeka an'i Abrahama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria mbola tao an-kibon’ny rainy ihany izy tamin’ny nitsenan’i Melkizedaka an’i Abrahama.
malagasy
satria mbola tao an-kibon-drainy ihany izy tamin'ny nitsenan'i Melkizedeka an'i Abrahama.