Hebrews 7:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ovana ny fisoronana dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovàna koa ny Lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria raha ovàna ny fisoronana, dia tsy maintsy misy koa fiovàn-dalàna.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ovana ny fisoronana dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna.
malagasy
Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna.