Hebrews 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay nolazaina amin’izany teny izany dia avy tamin’ny firenena hafa izay tsy nisy olona nanompo teo amin’ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny olona antsoina amin’izany teny izany, dia avy amin’ny foko hafa tsy mbola nisy nanao raharaha tamin’ny ôtely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny Tompontsika, Izay iantefan’izany teny izany, dia hafa foko; ary tsy misy avy tamin’ny fokony mba nanao raharaha teo amin’ny alitara fisoronana.
Malagasy Bible 1865
Fa Izay nolazaina amin'izany teny izany dia avy tamin'ny firenena hafa, izay tsy nisy olona manompo eo amin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay nolazaina amin’izany teny izany dia avy tamin’ny firenena hafa izay tsy nisy olona nanompo teo amin’ny alitara.
malagasy
Fa Izay nolazaina amin'izany teny izany dia avy tamin'ny firenena hafa, izay tsy nisy olona manompo eo amin'ny alitara.