Hebrews 7:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hita marimarina fa avy tamin’i Joda no nisehoan’ny Tompontsika, ary izany foko izany dia tsy nisy nolazain’i Mosesy akory rehefa niteny ny amin’izay ho mpisorona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria fantatra miharihary fa avy amin’i Jodà foko tsy mba voalazan’i Môizy ho nisy mpisorona akory ny Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fantatra mazava tsara fa avy amin’ny fokon’i Joda no nipoiran’ny Tompontsika; ary izany foko izany, rehefa niteny momba ny mpisorona i Mosesy, dia tsy mba voatonony velively.
Malagasy Bible 1865
Fa hita marimarina fa avy tamin'ny Joda no nisehoan'ny Tompontsika, ary izany firenena izany dia tsy nisy nolazain'i Mosesy akory ny amin'izay ho mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hita marimarina fa avy tamin’i Joda no nisehoan’ny Tompontsika, ary izany foko izany dia tsy nisy nolazain’i Mosesy akory rehefa niteny ny amin’izay ho mpisorona izy.
malagasy
Fa hita marimarina fa avy tamin'ny Joda no nisehoan'ny Tompontsika, ary izany firenena izany dia tsy nisy nolazain'i Mosesy akory ny amin'izay ho mpisorona.