Hebrews 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary vao mainka hita mazava kokoa indray izany raha misy mpisorona hafa miseho ka tahaka an’i Melkizedeka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao mainka hita mihamazavazava kokoa indray izany, rehefa nisy Mpisorona hafa tokoa niseho tahaka an’i Melkisedeka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao indray no vao mainka mampazava kokoa izany fiovàn-javatra izany: nisy Mpisorona hafa niseho, izay mitovy amin’i Melkitsedeka.
Malagasy Bible 1865
Ary hita marimarina kokoa indray izany, raha misy Mpisorona hafa miseho ka tahaka an'i Melkizedeka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary vao mainka hita mazava kokoa indray izany raha misy mpisorona hafa miseho ka tahaka an’i Melkizedeka
malagasy
Ary hita marimarina kokoa indray izany, raha misy Mpisorona hafa miseho ka tahaka an'i Melkizedeka,