Hebrews 7:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay natao tsy araka ny lalànan’izay didy araka ny nofo fa araka ny herin’ny fiainana tsy manam-pahataperana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy mba voatendry araka ny didin’ny Lalàna momba ny nofo, fa araka ny herin’ny fiainana tsy manam-pahataperana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy lalàna amam-pitsipika araka ny fomban’olombelona no nahatonga Azy ho Mpisorona, fa herim-piainana tsy manam-pahataperana;
Malagasy Bible 1865
izay natao tsy araka ny lalàn'izay didy momba ny nofo, fa araka ny herin'ny fiainana tsy manam-pahataperana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay natao tsy araka ny lalànan’izay didy araka ny nofo fa araka ny herin’ny fiainana tsy manam-pahataperana.
malagasy
izay natao tsy araka ny lalàn'izay didy momba ny nofo, fa araka ny herin'ny fiainana tsy manam-pahataperana.