Hebrews 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no nambara ny Aminy: «Ianao no mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkizedeka» (Sal 110.4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa toy izao no anambarana azy: Ianao no Mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkisedeka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izy no ijoroana ho vavolombelona hoe: «Ianao no Mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkitsedeka.»
Malagasy Bible 1865
Fa Izy dia nambara hoe: "Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka" (Sal.110.4).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no nambara ny Aminy: «Ianao no mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkizedeka» (Sal 110.4).
malagasy
Fa Izy dia nambara hoe: "Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka" (Sal.110.4).