Hebrews 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, foana ny didy teo aloha noho ny halemeny sy noho izy tsy nahasoa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany àry no nandravana ny didy taloha, noho izy nalemy sy tsy nahasoa, -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izany no nahafoana ny didy taloha, noho izy nalemy sady tsy nahasoa.
Malagasy Bible 1865
Fa misy fahafoanana ny didy nialoha noho ny halemeny sy ny tsi-fanasoavany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, foana ny didy teo aloha noho ny halemeny sy noho izy tsy nahasoa,
malagasy
Fa misy fahafoanana ny didy nialoha noho ny halemeny sy ny tsi-fanasoavany