Hebrews 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny lalàna dia tsy nahatanteraka na inona na inona, ary misy kosa fampidirana ny fanantenana tsaratsara kokoa, izay anatonantsika an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy nahalavorary na inona na inona ny Lalàna - ka nampidirana fanantenana tsaratsara kokoa, izay anatonantsika an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalànan’i Mosesy dia tsy nahatafita na inona na inona amin’ny fanaperana; fa naiditra kosa ny fanantenana tsara lavitra, izay ahazoantsika manatona an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
(fa ny lalàna dia tsy nahatanteraka na inona na inona), ary misy kosa fampidirana ny fanantenana tsaratsara kokoa, izay anatonantsika an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny lalàna dia tsy nahatanteraka na inona na inona, ary misy kosa fampidirana ny fanantenana tsaratsara kokoa, izay anatonantsika an’Andriamanitra.
malagasy
(fa ny lalàna dia tsy nahatanteraka na inona na inona), ary misy kosa fampidirana ny fanantenana tsaratsara kokoa, izay anatonantsika an'Andriamanitra.