Hebrews 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nomen’i Abrahama ny ampahafolon’ny zavatra rehetra aza. Raha adika ny anarany, ny heviny voalohany dia mpanjakan’ny fahamarinana aloha, izay vao mpanjakan’i Salema koa, izany hoe: Mpanjakan’ny fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
notoloran’i Abrahama ny ampahafolon’ny babony rehetra; mpanjakan’ny fahamarinana no hevitr’anarany voalohany, vao mpanjakan’i Salema koa, izany hoe mpanjakan’ny fiadanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Abrahama kosa nanome an’i Melkitsedeka ny ampahafolon’izay nananany rehetra. Ny hoe Melkitsedeka aloha dia midika ho «mpanjaka tia rariny»; ary izy koa dia mpanjakan’i Salema, izany hoe «Mpanjaka mitondra fiadanana.»
Malagasy Bible 1865
sady nomen'i Abrahama ny ampahafolon'ny zavatra rehetra aza (voalohany, raha adika ny anarany, dia Mpanjakan'ny fahamarinana, dia vao Mpanjakan'i Salema koa, izany hoe: Mpanjakan'ny fiadanana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
sady nomen'i Abrahama ny ampahafolon'ny zavatra rehetra aza (voalohany, raha adika ny anarany, dia Mpanjakan'ny fahamarinana, dia vao Mpanjakan'i Salema koa, izany hoe: Mpanjakan'ny fiadanana;