Hebrews 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tahaka an’i Melkizedeka tsy natao mpisorona raha tsy tamin’ny fianianana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy izany ihany, fa satria tamim-pianianana koa no nanaovana izany, ny mpisorona hafa moa dia notendrena tsy amim-pianianana ho mpisorona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao rahateo koa ilay fianianana nataon’Andriamanitra. Ireo mpisorona hafa dia tsy nombàm-pianianana no tonga mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka an'i Melkizedeka tsy natao mpisorona raha tsy tamin'ny fianianana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tahaka an’i Melkizedeka tsy natao mpisorona raha tsy tamin’ny fianianana,
malagasy
Ary tahaka an'i Melkizedeka tsy natao mpisorona raha tsy tamin'ny fianianana