Hebrews 7:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa ny hafa dia natao mpisorona tsy tamin’ny fianianana, fa Izy kosa dia tamin’ny fianianana nataon’ilay nilaza taminy hoe: «Efa nianiana NY TOMPO ka tsy hanenina: Ianao no mpisorona mandrakizay» (Sal 110.4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ity kosa tamim-pianianan’ilay nanao taminy hoe: Ny Tompo efa nianiana, ka tsy hanenina: Ianao no Mpisorona mandrakizay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jesoa nombàm-pianianana no tonga Mpisorona, fony Andriamanitra nilaza taminy hoe: «Efa nianiana ny Tompo ka tsy hivadi-bolana: ‹Ianao no Mpisorona mandrakizay.› »
Malagasy Bible 1865
- fa ireny kosa dia natao mpisorona tsy tamin'ny fianianana, fa Ity tamin'ny fianianana nataon'ilay nilaza taminy hoe: "Efa nianiana Jehovah ka tsy hanenina: Hianao no Mpisorona mandrakizay" (Sal. 110. 4)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa ny hafa dia natao mpisorona tsy tamin’ny fianianana, fa Izy kosa dia tamin’ny fianianana nataon’ilay nilaza taminy hoe: «Efa nianiana NY TOMPO ka tsy hanenina: Ianao no mpisorona mandrakizay» (Sal 110.4).
malagasy