Hebrews 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tahaka izany no nanaovana an’i Jesosy ho mpiantoka ny fanekena tsara lavitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
arakaraka izany, hoy aho, no nanaovana an’i Jesoa ho Mpiantoka fanekena ambony kokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no mahatonga an’i Jesoa ho antoky ny Fanekempihavanana tsara lavitra.
Malagasy Bible 1865
- dia tahaka izany koa no nanaovana an'i Jesosy ho Mpiantoka ny fanekena tsara lavitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tahaka izany no nanaovana an’i Jesosy ho mpiantoka ny fanekena tsara lavitra.
malagasy
- dia tahaka izany koa no nanaovana an'i Jesosy ho Mpiantoka ny fanekena tsara lavitra.