Hebrews 7:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa natao maro ireny mpisorona ireny satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ireny, dia maro ny azy no natao mpisorona, satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao koa no fahasamihafana hita: marobe ireo mpisorona hafa, satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra;
Malagasy Bible 1865
Fa natao maro ireny mpisorona ireny. satria tsy navelan'ny fahafatesana haharitra izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa natao maro ireny mpisorona ireny satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra izy;
malagasy
Fa natao maro ireny mpisorona ireny. satria tsy navelan'ny fahafatesana haharitra izy;