Hebrews 7:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana satria maharitra mandrakizay Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Izy kosa maharitra mandrakizay, ka manana fisoronana tsy manam-pifandimbiasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa maharitra mandrakizay kosa i Jesoa ka tsy ifandimbiasana ny fisoronany.
Malagasy Bible 1865
fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana, satria maharitra mandrakizay Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana satria maharitra mandrakizay Izy;
malagasy
fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana, satria maharitra mandrakizay Izy;