Hebrews 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Mpisoronabe tahaka izany no mendrika ho antsika: Dia izay masina, tsy misy tsiny, tsy misy loto, miavaka amin’ny mpanota ka natao avo noho ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny tokoa, dia mpisorom-be toy izao no sahaza antsika: masina, tsy manan-tsiny, tsy misy pentina, voaavaka amin’ny mpanota, voasandratra avo noho ny lanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, Mpisorombe natao ho antsika tokoa i Jesoa: masina, tsy misy faharatsiana na fahotana ao aminy, voasaraka tamin’ny mpanota ka nasandratra avo noho ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa Mpisoronabe tahaka izao no miendrika ho antsika: dia Izay masina, tsy misy tsiny, tsy misy loto, voasaraka amin'ny mpanota ka natao avo noho ny lanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Mpisoronabe tahaka izany no mendrika ho antsika: Dia izay masina, tsy misy tsiny, tsy misy loto, miavaka amin’ny mpanota ka natao avo noho ny lanitra.
malagasy
Fa Mpisoronabe tahaka izao no miendrika ho antsika: dia Izay masina, tsy misy tsiny, tsy misy loto, voasaraka amin'ny mpanota ka natao avo noho ny lanitra,