Hebrews 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hevero ny halehiben’io lehilahy io izay nomen’i Abrahama patriarka ny ampahafolon’izay tsara tamin’ny zavatra nobaboiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba hevero lahy ny halehiben’io lehilahy io, fa notoloran’i Abrahama, ilay Patriarka, ny ampahafolon’ny babony tsara indrindra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hevero ny fahalehibiazan’i Melkitsedeka! Fa i Abrahama razambentsika dia nanome azy ny ampahafolon-kareny avy amin’ireo zavatra tsara indrindra azony babo tany amin’ny ady.
Malagasy Bible 1865
Ary hevero ny halehiben'io lehilahy io -, izay nomen'i Abrahama patriarka ny ampahafolon'izay tsara tamin'ny zavatra nobaboina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hevero ny halehiben’io lehilahy io izay nomen’i Abrahama patriarka ny ampahafolon’izay tsara tamin’ny zavatra nobaboiny.
malagasy
Ary hevero ny halehiben'io lehilahy io -, izay nomen'i Abrahama patriarka ny ampahafolon'izay tsara tamin'ny zavatra nobaboina.