Hebrews 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay avy tamin’ny taranak’i Levy ka mandray ny fisoronana no mahazo teny haka ny fahafolonkarena amin’ny olona araka ny lalàna, dia amin’ny rahalahiny izany, na dia teraky ny kibon’i Abrahama aza ireny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa, araka ny Lalàna, dia ny taranak’i Levi izay mandray ny fisoronana ihany no mahazo teny handray ny ampahafolon-karena amin’ny vahoaka, izany hoe amin’ny rahalahiny, izay terak’i Abrahama koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpisorona avy amin’ny taranak’i Levỳ no mahazo didy, araka ny lalàna, handray ny ampahafolon-karena amin’ny vahoaka Israely, izany hoe amin’ny mpiray firenena aminy, izay terak’i Abrahama ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Ary izay avy tamin'ny taranak'i Levy ka mandray ny fisoronana no mahazo teny haka ny fahafolon-karena amin'ny olona araka ny lalàna, dia amin'ny rahalahiny izany, na dia teraky ny kibon'i Abrahama aza ireny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay avy tamin’ny taranak’i Levy ka mandray ny fisoronana no mahazo teny haka ny fahafolonkarena amin’ny olona araka ny lalàna, dia amin’ny rahalahiny izany, na dia teraky ny kibon’i Abrahama aza ireny;
malagasy