Hebrews 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay tsy isan’ny firazanan’ireo akory no nandray ny fahafolonkarena tamin’i Abrahama sy nitsodrano ilay nanana ny teny fikasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izy izay tsy iray razana amin’izy ireo akory indray, dia sady nandray ny ampahafolon-karena tamin’i Abrahama no nitso-drano azy izay nahazo ny teny fampanantenana koa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba taranak’i Levỳ i Melkitsedeka; nefa nandray ny ampahafolon-karen’i Abrahama izy ary dia nitsodrano an’ilay nahazo ny fampanantenàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
nefa izay tsy isan'ny firazanan'ireo akory no nandray ny fahafolon-karena tamin'i Abrahama sy nitso-drano ilay nanana ny teny fikasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay tsy isan’ny firazanan’ireo akory no nandray ny fahafolonkarena tamin’i Abrahama sy nitsodrano ilay nanana ny teny fikasana.
malagasy
nefa izay tsy isan'ny firazanan'ireo akory no nandray ny fahafolon-karena tamin'i Abrahama sy nitso-drano ilay nanana ny teny fikasana.