Hebrews 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary etỳ dia izay olona mety maty no mandray ny fahafolonkarena, fa any kosa dia izay ambara fa velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy izany ihany koa, fa tamin’izy ireo dia olona mety maty no mandray ny ampahafolon-karena, fa amin’izao kosa dia olona ambara hoe velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Levỳ, izay mandray ny ampahafolon-karena, dia olon-ko faty ihany; fa i Melkitsedeka kosa dia ambaran’ny Soratra Masina fa velona.
Malagasy Bible 1865
Ary etỳ dia izay olona mety maty no mandray ny fahafolon-karena, fa any kosa dia izay nambara fa velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary etỳ dia izay olona mety maty no mandray ny fahafolonkarena, fa any kosa dia izay ambara fa velona.
malagasy
Ary etỳ dia izay olona mety maty no mandray ny fahafolon-karena, fa any kosa dia izay nambara fa velona.