Hebrews 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary azo lazaina aza fa i Levy, izay mandray ny fahafolonkarena, dia mba nandoa ny fahafolonkarena koa tao anatin’i Abrahama,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary azo lazaina aza fa i Levi izay mandray ny ampahafolon-karena, dia mba nandoa izany tao amin’ny tenan’i Abrahama ihany koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azo lazaina aza fa, fony i Abrahama nandoa ny ampahafolon-kareny, dia anisan’ny nandoa koa i Levỳ izay rain’ny mpandray ampahafolon-karena.
Malagasy Bible 1865
Ary toa azo lazaina fa Levy aza, izay mandray ny fahafolon-karena, dia mba nandoa ny fahafolon-karena koa tao anatin'i Abrahama,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary azo lazaina aza fa i Levy, izay mandray ny fahafolonkarena, dia mba nandoa ny fahafolonkarena koa tao anatin’i Abrahama,
malagasy
Ary toa azo lazaina fa Levy aza, izay mandray ny fahafolon-karena, dia mba nandoa ny fahafolon-karena koa tao anatin'i Abrahama,