Hebrews 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy ka hiteny hoe: Mahalalà NY TOMPO! Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tsy hisy hampianatra ny namany intsony izy, na hanao amin’ny namany hoe: Mahalalà an’Andriamanitra. Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka samy tsy hisy hampianatra ny mpiray firenena aminy na hampianatra ny havany intsony hanao hoe: ‹Mahalalà ny Tompo!› Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.
Malagasy Bible 1865
Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy, Na hanao hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy ka hiteny hoe: Mahalalà NY TOMPO! Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra;
malagasy
Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy, Na hanao hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra;