Hebrews 8:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hamindra fo amin’ny tsy fahamarinany Aho ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany» (Jer 31.31-34).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria havelako ny hadisoany, ary tsy hotsaroako ny fahotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havelako tokoa ny helony ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany.»
Malagasy Bible 1865
Fa hamindra fo amin'ny tsi-fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany" (Jer. 31. 31-34).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hamindra fo amin’ny tsy fahamarinany Aho ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany» (Jer 31.31-34).
malagasy
Fa hamindra fo amin'ny tsi-fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany" (Jer. 31. 31-34).Amin'ny anaovany hoe "vaovao" dia nataony fa efa ela ny voalohany. Fa izay tratra ela sy mihantitra dia efa madiva ho levona.