Hebrews 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa milaza izy hoe vaovao dia noheveriny fa efa ela ny fanekena voalohany. Fa izay tratra ela sy mihaantitra dia efa madiva ho levona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manambara ny voalohany ho efa antitra izy, amin’ny filazana ny faharoa hoe vaovao; ary izay hoe tranainy sy efa antitra dia efa madiva ho levona mihitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matoa milaza Fanekempihavanana Vaovao Andriamanitra, dia nambarany ho efa tranainy ilay voalohany; fa izay efa tranainy sy mihatonta dia madiva ho levona.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny anaovany hoe "vaovao" dia nataony fa efa ela ny voalohany. Fa izay tratra ela sy mihantitra dia efa madiva ho levona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa milaza izy hoe vaovao dia noheveriny fa efa ela ny fanekena voalohany. Fa izay tratra ela sy mihaantitra dia efa madiva ho levona.
malagasy
Amin'ny anaovany hoe "vaovao" dia nataony fa efa ela ny voalohany. Fa izay tratra ela sy mihantitra dia efa madiva ho levona.