Hebrews 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Mpisoronabe rehetra dia tendrena hanolotra fanomezana sy fanatitra; ary amin’izany dia tsy maintsy mba manan-katolotra koa Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny mpisorom-be rehetra, dia tendrena mba hanolotra fanatitra sy sorona, ka tsy maintsy mba manan-katolotra koa Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorombe rehetra dia tendrena mba hanolotra fanatitra sy sorona; ka dia tsy maintsy hanan-katolotra koa ilay Mpisorombentsika.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpisoronabe rehetra dia tendrena hanatitra fanomezana sy fanatitra; ary amin'izany dia tsy maintsy mba manan-katerina koa Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Mpisoronabe rehetra dia tendrena hanolotra fanomezana sy fanatitra; ary amin’izany dia tsy maintsy mba manan-katolotra koa Izy.
malagasy
Fa ny mpisoronabe rehetra dia tendrena hanatitra fanomezana sy fanatitra; ary amin'izany dia tsy maintsy mba manan-katerina koa Izy.