Hebrews 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha etỳ ambonin’ny tany Izy dia tsy mba ho mpisorona akory satria efa misy rahateo ireo manolotra ny fanomezana araka ny lalàna,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha etỳ an-tany, dia tsy mba ho mpisorona akory Izy, satria misy rahateo izay manolotra fanatitra araka ny Lalàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha etỳ an-tany Izy, dia tsy ho mpisorona akory, fa efa misy rahateo ireo mpisorona manolotra fanatitra araka ny lalàna jiosy.
Malagasy Bible 1865
Koa raha etỳ ambonin'ny tany dia tsy mba ho mpisorona akory Izy, satria misy rahateo ireo manatitra ny fanomezana araka ny lalàna,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha etỳ ambonin’ny tany Izy dia tsy mba ho mpisorona akory satria efa misy rahateo ireo manolotra ny fanomezana araka ny lalàna,
malagasy
Koa raha etỳ ambonin'ny tany dia tsy mba ho mpisorona akory Izy, satria misy rahateo ireo manatitra ny fanomezana araka ny lalàna,