Hebrews 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny dia fanompoana ambony lavitra noho ny an’ireny ny Azy, dia araka ny nanaovana Azy ho mpanalalana amin’ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin’ny teny fikasana tsara lavitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Azy kosa dia fandraharahana ambony lavitra kokoa sy miankina amin’ny fampanantenana ambony kokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ankehitriny i Jesoa dia nanankinana fanompoam-pivavahana tsara lavitra noho ny an’ireo mpisorona ireo, satria Izy no mpanalalana amin’ny Fanekempihavanana tsara lavitra izay miorina amin’ny fampanantenana tsara lavitra.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny dia fanompoana ambony lavitra noho ny an’ireny ny Azy, dia araka ny nanaovana Azy ho mpanalalana amin’ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin’ny teny fikasana tsara lavitra.
malagasy
Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra.