Hebrews 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany dia tsy mba nilaina hotadiavina ny fanekena faharoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny tokoa, satria raha tsy nisy tsininy ny fanekena voalohany, dia tsy nisy antony hanoloan’ny faharoa azy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy nanan-tsiny tokoa ilay Fanekempihavanana voalohany, dia tsy nilaina hisy faharoa hisolo azy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany dia tsy mba nilaina hotadiavina ny fanekena faharoa.
malagasy
Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa.