Hebrews 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nanana fitsipika ny amin’ny fanompoam-pivavahana sy ny fitoerany masina etỳ an-tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanekena voalohany koa àry dia nasiana fitsipika momba ny fanompoam-pivavahana, sy ny fitoerana masina momba ny etỳ an-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanekempihavanana voalohany dia nanana fitsipika momba ny fanompoam-pivavahana ary nanana Toeramasina tetỳ an-tany.
Malagasy Bible 1865
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nisy fitsipika ny amin'ny fanompoam-pivavahana, ary nisy ny fitoerany masina momba ny etỳ an-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nanana fitsipika ny amin’ny fanompoam-pivavahana sy ny fitoerany masina etỳ an-tany.
malagasy
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nisy fitsipika ny amin'ny fanompoam-pivavahana, ary nisy ny fitoerany masina momba ny etỳ an-tany.